Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 29:34 - Baiboly Katolika

34 Osy lahy iray no hatao sorona noho ny ota, ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka, mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin’ny fanatitra mandrakariva, dorana manontolo, sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy ary ny fanatitra aidina ampombaina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin’ny fanatitra dorana mandrakariva, sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin'ny fanatitra dorana mandrakariva, sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin’ny fanatitra mandrakariva, dorana manontolo, sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy ary ny fanatitra aidina ampombaina azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 29:34
3 Rohy Ifampitohizana  

Sorona dorana amin’ny sabata izany, atao isan-tsabata, manampy ny sorona dorana tsy tapaka, mbamin’ny fanatitra araraka momba azy.»


mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin’ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak’ondry araka ny isany avy, manaraka ny fitsipika.


Amin’ny andro fahavalo dia hisy fivoriana lehibe ho anareo, tsy hanao asa fanaon’ny mpiasa na inona na inona ianareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra