Nomery 29:27 - Baiboly Katolika27 mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin’ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, manaraka ny fitsipika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 ao koa ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy sy ny fanatitra aidina, ampombaina ny vantotra ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin’ny vantotr’ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Jereo ny tokoMalagasy Bible27 ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin'ny vantotr'ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak'ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 ao koa ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy sy ny fanatitra aidina, ampombaina ny vantotra ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Jereo ny toko |