Nomery 29:28 - Baiboly Katolika28 Osy lahy iray no ho sorona noho ny ota, ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin’ny fanatitra mandrakariva, dorana manontolo, sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy ary ny fanatitra aidina ampombaina azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin’ny fanatitra dorana mandrakariva, sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin'ny fanatitra dorana mandrakariva, sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy. Jereo ny toko |