Nomery 29:26 - Baiboly Katolika26 Amin’ny andro fahadimy, manatera vantotr’ombalahy sivy, ondralahy roa, zanak’ondry 14, efa iray taona, tsy misy kilema, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Amin’ny andro fahadimy indray, vantotra ombilahy sivy sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra amby folo, izay iray taona avy, sady tsy misy kilema, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary amin’ny andro fahadimy koa dia vantotr’ombilahy sivy sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra ambin’ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema, Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary amin'ny andro fahadimy koa dia vantotr'ombilahy sivy sy ondrilahy roa ary zanak'ondry efatra ambin'ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Amin’ny andro fahadimy indray, vantotra ombilahy sivy sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra amby folo, izay iray taona avy, sady tsy misy kilema, Jereo ny toko |