Nomery 29:14 - Baiboly Katolika14 ary ny atao fanatitra momba azy dia lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo, telo ampahafolony amin’ny ombalahy 13 tsirairay avy, roa ampahafolony amin’ny ondralahy roa tsirairay avy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo, ampombaina ny ombilahy tsirairay, dia ireo vantotra ombilahy telo amby folo; roa ampahafolon’ny efaha no ampombaina ny ondrilahy tsirairay, dia ny ondrilahy roa; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina nofetaina tamin’ny menaka, ka lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, enina kilao isan’ondrilahy Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina nofetaina tamin’ny menaka, ka lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, enina kilao isan’ondrilahy Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon’ny efaha amin’ny isam-bantotr’ombilahy, dia ny vantotr’ombilahy telo ambin’ny folo, ary roa ampahafolon’ny efaha amin ny isan-ondrilahy, dia ny ondrilahy roa Jereo ny tokoMalagasy Bible14 ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon'ny efaha amin'ny isam-bantotr'ombilahy, dia ny vantotr'ombilahy telo ambin'ny folo, ary roa ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-ondrilahy, dia ny ondrilahy roa Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombaina azy dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha*, voaharo diloilo, ampombaina ny ombilahy tsirairay, dia ireo vantotra ombilahy telo amby folo; roa ampahafolon’ny efaha no ampombaina ny ondrilahy tsirairay, dia ny ondrilahy roa; Jereo ny toko |