Nomery 29:15 - Baiboly Katolika15 ary iray ampahafolony amin’ny zanak’ondry 14 tsirairay avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 ampahafolon’ny efaha no ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry efatra amby folo, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 ary telo kilao isan-janak’ondry. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 ary telo kilao isan-janak’ondry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 ary ampahafolon’ny efaha amin’ny isan-janak’ondry, dia ny zanak’ondry efatra ambin’ny folo) Jereo ny tokoMalagasy Bible15 ary ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-janak'ondry, dia ny zanak'ondry efatra ambin'ny folo) Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 ampahafolon’ny efaha no ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry efatra amby folo, Jereo ny toko |