Nomery 28:13 - Baiboly Katolika13 ary lafarina tsara indrindra iray ampahafolony, voadity tamin’ny diloilo, hatao fanatitra amin’ny isan-janak’ondry iray; sorona dorana ho hanitra ankasitrahina izany, dia sorona atao amin’ny afo ho an’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 koba tsara toto ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry, ampombaina ny zanak’ondry tsirairay; ho fanatitra dorana manontolo izany, dia hanitra ankasitrahana, fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 ary lafarinina telo kilao isan-janak’ondry. Sorona dorana manontolo hanetona ho hanitra hankasitrahin’ny TOMPO izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 ary lafarinina telo kilao isan-janak’ondry. Sorona dorana manontolo hanetona ho hanitra hankasitrahin’ny TOMPO izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 ary koba tsara toto ampahafolon’ny efaha voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina amin’ny isan-janak’ondry iray; ho fanatitra dorana izany, dia hanitra ankasitrahana, fanatitra atao amin’ny afo ho an’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 ary koba tsara toto ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina amin'ny isan-janak'ondry iray; ho fanatitra dorana izany, dia hanitra ankasitrahana, fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 koba tsara toto ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry, ampombaina ny zanak’ondry tsirairay; ho fanatitra dorana manontolo izany, dia hanitra ankasitrahana, fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO. Jereo ny toko |
Ny fanatitra araraka momba izany, dia divay antsasaky ny hina, amin’ny isam-bantotr’ombalahy iray, ampahatelon’ny hina, amin’ny isan’ondralahy iray, ary ampahefatry ny hina amin’ny isan-janak’ondry iray. Izany no sorona dorana isaky ny voaloham-bolana, dia isam-bolana, amin’ny volana mandritra ny taona.