Nomery 26:64 - Baiboly Katolika64 Tamin’izy ireo, dia tsy nisy na dia iray aza anisan’ny zanak’i Israely, izay efa nisain’i Môizy sy i Aarôna mpisorona tany an’efitra Sinaia. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201164 Tamin’ireo dia tsy nahitana olona avy tamin’izay efa voaisan’i Mosesy sy i Arona mpisorona tamin’izy nanisa ny Zanak’Israely tany an-tany efitr’i Sinay. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA64 Tamin’izy ireo dia tsy nahitana na iray aza tamin’izay efa voaisan’i Mosesy sy i Aharôna mpisorona tamin’ny fanisàm-bahoaka natao tamin’ny Israelita tany an-taniefitr’i Sinay, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara64 Tamin’izy ireo dia tsy nahitana na iray aza tamin’izay efa voaisan’i Mosesy sy i Aharôna mpisorona tamin’ny fanisàm-bahoaka natao tamin’ny Israelita tany an-taniefitr’i Sinay, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy64 Ary tamin’ireo dia tsy nisy olona avy tamin’izay efa voalamin’i Mosesy sy Arona mpisorona tamin’izy nandamina ny Zanak’Isiraely tany an-efitr’i Sinay. Jereo ny tokoMalagasy Bible64 Ary tamin'ireo dia tsy nisy olona avy tamin'izay efa voalamin'i Mosesy sy Arona mpisorona tamin'izy nandamina ny Zanak'Isiraely tany an-efitr'i Sinay. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache64 Tamin’ireo dia tsy nahitana olona avy tamin’izay efa voaisan’i Mosesy sy i Arona mpisorona tamin’izy nanisa ny Zanak’Israely tany an-tany efitr’i Sinay. Jereo ny toko |