Nomery 23:14 - Baiboly Katolika14 Dia nentiny nankany an-tsahan’ny Tily, an-tampon’i Fasgà izy, ka nony efa nanangana ôtely fito, dia nanatitra vantotr’ombalahy iray sy ondralahy iray avy isan’ôtely izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Dia nitondra azy tao an-tsaha Zofima, tao an-tampon’i Pisga izy; ary nanorina alitara fito izy ka nanatitra vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray teo ambonin’ny alitara tsirairay. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Dia nentin’i Balàka teo amin’ny saha Tsôfima tao an-tampon’i Pisgà i Balahama; nanorina alitara fito teo ny mpanjakan’i Môaba ka nanatitra vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy iray isan’alitara. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Dia nentin’i Balàka teo amin’ny saha Tsôfima tao an-tampon’i Pisgà i Balahama; nanorina alitara fito teo ny mpanjakan’i Môaba ka nanatitra vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy iray isan’alitara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Dia nitondra azy tao an-tsaha Zofima izy, tao an-tampon’i Pisga; ary nanorina alitara fito izy ka nanatitra vantotr’ombilahy sy ondrilahy iray avy teo ambonin’ny isan-alitara. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Dia nitondra azy tao an-tsaha Zofima izy, tao an-tampon'i Pisga; ary nanorina alitara fito izy ka nanatitra vantotr'ombilahy sy ondrilahy iray avy teo ambonin'ny isan'alitara. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Dia nitondra azy tao an-tsaha Zofima, tao an-tampon’i Pisga izy; ary nanorina alitara fito izy ka nanatitra vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray teo ambonin’ny alitara tsirairay. Jereo ny toko |