Nomery 23:13 - Baiboly Katolika13 Dia hoy i Balàka taminy: «Andeha hiaraka amiko ianao ho any amin’ny toeran-kafa, izay hahitanao azy nefa ny sisiny ihany no ho hitanao, fa tsy ho izy manontolo, ary any dia ozòny izy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Dia hoy i Balaka taminy: Andeha mba hiaraka amiko ho any amin’ny toerana hafa izay hahatazananao azy; kanefa ny tapany ihany no ho hitanao eo fa tsy ho hitanao avokoa izy rehetra, koa ozòny avy eo izy! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Dia hoy indray i Balàka tamin’i Balahama: –Andeha hiaraka amiko any amin’ny toeran-kafa izay hahitanao ny Israelita rehetra. Ampahany ihany mantsy no hitanao teto fa tsy ny vahoaka manontolo. Ka avy eo amin’izany toerana izany no hanozonanao azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Dia hoy indray i Balàka tamin’i Balahama: –Andeha hiaraka amiko any amin’ny toeran-kafa izay hahitanao ny Israelita rehetra. Ampahany ihany mantsy no hitanao teto fa tsy ny vahoaka manontolo. Ka avy eo amin’izany toerana izany no hanozonanao azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Dia hoy Balaka taminy: Andeha mba hiaraka amiko ho any amin’ny tany hafa izay hahitanao azy; kanefa ny sisiny ihany no ho hitanao eo, fa tsy ho hitanao avokoa izy rehetra; ka ozòny ho ahy ao izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Dia hoy Balaka taminy: Andeha mba hiaraka amiko ho any amin'ny tany hafa izay hahitanao azy; kanefa ny sisiny ihany no ho hitanao eo, fa tsy ho hitanao avokoa izy rehetra; ka ozòny ho ahy ao izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Dia hoy i Balaka taminy: Andeha mba hiaraka amiko ho any amin’ny toerana hafa izay hahatazananao azy; kanefa ny tapany ihany no ho hitanao eo fa tsy ho hitanao avokoa izy rehetra, koa ozòny avy eo izy! Jereo ny toko |
Ary nisy olon’Andriamanitra anankiray nanatona ka nilaza tamin’ny mpanjakan’i Israely hoe: «Izao no lazain’i Iaveh: Noho ny Sirianina, nanao hoe: Andriamanitry ny tendrombohitra i Iaveh, fa tsy mba andriamanitry ny tany lemaka, dia hatolotro eo an-tananao avokoa ireo vahoaka be ireo, ka ho fantatrareo fa i Iaveh Aho.»