Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 21:32 - Baiboly Katolika

32 Naniraka olona hisafo an’i Jazera i Môizy; dia afak’izy ireo ny zana-bohiny, ka noroahiny ny Amôreana tamin’ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Ary naniraka mpisafo tany ho any Jazera i Mosesy; ary naka ireo vohitra miankina aminy ny Israely ka nandroaka ny Amorita izay tany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

32 Naniraka olona hisafo an’i Jahezera i Mosesy; dia nalain’ny Israelita izany tanàna izany sy ireo tanàna kely miankina aminy ary noroahiny ny Amôrita izay nipetraka tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Naniraka olona hisafo an’i Jahezera i Mosesy; dia nalain’ny Israelita izany tanàna izany sy ireo tanàna kely miankina aminy ary noroahiny ny Amôrita izay nipetraka tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 Ary Mosesy naniraka olona hisafo an’i Jazera; ary ny Isiraely dia nahafaka ny zana-bohiny ka nandroaka ny Amorita izay tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 Ary Mosesy naniraka olona hisafo an'i Jazera; ary ny Isiraely dia nahafaka ny zana-bohiny ka nandroaka ny Amorita izay tany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 Ary naniraka mpisafo tany ho any Jazera i Mosesy; ary naka ireo vohitra miankina aminy ny Israely ka nandroaka ny Amorita izay tany.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 21:32
10 Rohy Ifampitohizana  

ny Amôreana, ny Kananeanina, ny Zerizeseanina ary ny Jeboseanina.»


Nony tafita an’i Jordany izy ireo, dia nitoby tao Arôera aloha, ankavanan’ilay tanàna, eo afovoan’ny lohasahan’i Gada, dia vao tao Jareza.


Mihoatra noho ny fitomaniana an’i Jazera no itomaniako anao, ry tanimboalobok’i Sabamà. Tafita ny ranomasina ny rantsanao tafapaka amin’ny ranomasin’i Jazera izy. Kanjo ny fitoazana anao amam-pitoazana ny voalobokao, nianjeran’ny mpandringana.


Dia nitoetra teo amin’ny tanin’ny Amôreana i Israely.


Ny zana-dRobena sy ny zanak’i Gada dia nanana biby fiompy be tokoa; ka nony hitany fa tany tsara ho fiandrasana biby fiompy ny tany ao Jazera sy ny tany ao Galaada,


«I Atarôta, i Dibôna, i Jazera, i Nemrà, i Hesebona, i Eleale, i Nebô ary i Beôna,


i Atarôta-Sôfàna, i Jezera, i Jegbàa,


ka izao no faritaniny: Jasera, ny tanànan’i Galaada rehetra, ny antsasaky ny tanin’ny taranak’i Amôna, hatrany Arôera tandrifin’i Rabà,


Nalefako teo alohanareo ny fanenitra izay nandroaka an’ireny teo anoloanareo, mbamin’ny mpanjaka roa tamin’ny Amôreana: tsy tamin’ny sabatra aman-tsipìkanareo no nahatanterahan’izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra