Nomery 21:32 - DIEM PROTESTANTA32 Naniraka olona hisafo an’i Jahezera i Mosesy; dia nalain’ny Israelita izany tanàna izany sy ireo tanàna kely miankina aminy ary noroahiny ny Amôrita izay nipetraka tao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Ary naniraka mpisafo tany ho any Jazera i Mosesy; ary naka ireo vohitra miankina aminy ny Israely ka nandroaka ny Amorita izay tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Naniraka olona hisafo an’i Jahezera i Mosesy; dia nalain’ny Israelita izany tanàna izany sy ireo tanàna kely miankina aminy ary noroahiny ny Amôrita izay nipetraka tao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika32 Naniraka olona hisafo an’i Jazera i Môizy; dia afak’izy ireo ny zana-bohiny, ka noroahiny ny Amôreana tamin’ireny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 Ary Mosesy naniraka olona hisafo an’i Jazera; ary ny Isiraely dia nahafaka ny zana-bohiny ka nandroaka ny Amorita izay tany. Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Ary Mosesy naniraka olona hisafo an'i Jazera; ary ny Isiraely dia nahafaka ny zana-bohiny ka nandroaka ny Amorita izay tany. Jereo ny toko |