Nomery 20:22 - Baiboly Katolika22 Niala tao Kadesy ny zanak’i Israely, ny fiangonana manontolo, dia tonga tao an-tendrombohitra Hora. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Dia niala tao Kadesy ny Zanak’Israely, dia ny fiangonana manontolo, ka tonga tao amin’ny tendrombohitra Hora. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Dia niala tao Kadesy ny fiangonan’i Israely iray manontolo ka tonga tao amin’ny tendrombohitra Hôra, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Dia niala tao Kadesy ny fiangonan’i Israely iray manontolo ka tonga tao amin’ny tendrombohitra Hôra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 ARY nifindra ny Zanak’Isiraely, dia ny fiangonana rehetra, ka niala tany Kadesy ary tonga tao antendrombohitra Hora. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary nifindra ny Zanak'Isiraely, dia ny fiangonana rehetra, ka niala tany Kadesy ary tonga tao an-tendrombohitra Hora. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Dia niala tao Kadesy ny Zanak’Israely, dia ny fiangonana manontolo, ka tonga tao amin’ny tendrombohitra Hora. Jereo ny toko |