Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 20:23 - Baiboly Katolika

23 Hoy i Iaveh tamin’i Môizy sy i Aarôna tao an-tendrombohitra Hora, amin’ny faritry ny tanin’i Edôma:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy tamin’i Arona tao amin’ny tendrombohitra Hora, tao amin’ny faritanin’i Edoma hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

23 amin’ny sisin-tanin’i Edôma. Tao ny TOMPO no niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 amin’ny sisin-tanin’i Edôma. Tao ny TOMPO no niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy sy Arona tao an-tendrombohitra Hora, tao amin’ny fari-tanin’i Edoma, ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona tao an-tendrombohitra Hora, tao amin'ny fari-tanin'i Edoma, ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy tamin’i Arona tao amin’ny tendrombohitra Hora, tao amin’ny faritanin’i Edoma hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 20:23
2 Rohy Ifampitohizana  

«Efa hakambana amin’ny razany i Aarôna, fa tsy hiditra any amin’ny tany omeko ny zanak’i Israely izy, satria nandà ny teniko ianareo, tao amin’ny ranon’i Meribà.


Niala tao Kadesy izy, dia nitoby tany an-tendrombohitra Hôra, tao an-tsisin’ny tany Edôma.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra