Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 20:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Dia niala tao Kadesy ny fiangonan’i Israely iray manontolo ka tonga tao amin’ny tendrombohitra Hôra,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Dia niala tao Kadesy ny Zanak’Israely, dia ny fiangonana manontolo, ka tonga tao amin’ny tendrombohitra Hora.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Dia niala tao Kadesy ny fiangonan’i Israely iray manontolo ka tonga tao amin’ny tendrombohitra Hôra,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Niala tao Kadesy ny zanak’i Israely, ny fiangonana manontolo, dia tonga tao an-tendrombohitra Hora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 ARY nifindra ny Zanak’Isiraely, dia ny fiangonana rehetra, ka niala tany Kadesy ary tonga tao antendrombohitra Hora.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary nifindra ny Zanak'Isiraely, dia ny fiangonana rehetra, ka niala tany Kadesy ary tonga tao an-tendrombohitra Hora.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Dia niala tao Kadesy ny Zanak’Israely, dia ny fiangonana manontolo, ka tonga tao amin’ny tendrombohitra Hora.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 20:22
10 Rohy Ifampitohizana  

Ny sisin-tany atsimo dia hiainga eo Tamara ka hipaka hatrany amin’ny ranon’i Meribà any Kadesy, ary hanaraka ny ranon-driakan’i Ejipta ka hipaka eo amin’ny Ranomasina Mediteranea. Izay no sisin-tany atsimo.


Ary mifanolotra amin’ny faritanin’i Gada kosa dia ny sisin-tany atsimo, hanomboka ao Tamara any atsinanana, dia hankany amin’ny ranon’i Meribà any Kadesy ary hanaraka ny ranon-driakan’i Ejipta hatrany amin’ny Ranomasina Mediteranea.


Nankeo amin’i Mosesy sy i Aharôna ary ny Fiangonan’ny Israelita rehetra tao an-taniefitr’i Paràna any Kadesy izy ireo, ka nanao tatitra tamin’ny besinimaro ary nampiseho azy ny vokatry ny tany.


Tonga tao amin’ny taniefitr’i Tsina ny fiangonan’i Israely iray manontolo tamin’ny volana voalohany; ary nijanona tao Kadesy ny vahoaka. Tao no nahafatesan’i Miriama sady nandevenana azy.


Naniraka olona avy tao Kadesy hankany amin’ny mpanjakan’i Edôma i Mosesy hilaza aminy hoe: –Izao no lazain’ny israelita rahalahinao. Fantatrao ny fahoriana rehetra nahazo anay.


Nitaraina tamin’ny TOMPO izahay, dia nihaino ny feonay Izy ka naniraka anjely hamoaka anay avy tany Ejipta. Ary indreto izahay ankehitriny eto Kadesy, tanàna ao amin’ny faritry ny taninao.


Niala tao an-tendrombohitra Hôra ny Israelita, ka nihazo tamin’ny lalan’ny Ranomasin’ny Volotara hanodidina ny tanin’i Edôma. Teny an-dalana anefa dia very toky ny vahoaka.


«Any avaratra dia hofaritanareo ny sisin-tany manomboka amin’ny Ranomasina Mediteranea ka hatrany amin’ny tendrombohitra Hôra.


Ary nitoetra ela tao Kadesy-Barnea ianareo, araka izay fotoana tokony ho nitoeranareo tao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra