Nomery 2:2 - Baiboly Katolika2 «Ny zanak’i Israely dia samy hitoby eo akaikin’ny fanevany, sy ho eo am-pototry ny sainan’ny fokom-pianakaviany avy. Manandrify sy manodidina ny trano lay fihaonana no hitobian’izy ireo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Samy eo amin’ny fanevany sy eo amin’ny faneva kelin’ny fianakaviany avy no hitobian’ny Zanak’Israely; manodidina ny tranolay fihaonana, sady manandrify azy, no hitobiany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 –Ny Israelita dia samy hitoby eo akaikin’ny vondron-tafiny sy ny fanevan’ny fokony avy. Ny toby dia tsy maintsy manodidina ny Tranolay fihaonana kanefa lavidavitra azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 –Ny Israelita dia samy hitoby eo akaikin’ny vondron-tafiny sy ny fanevan’ny fokony avy. Ny toby dia tsy maintsy manodidina ny Tranolay fihaonana kanefa lavidavitra azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Samy eo amin’ny fanevany sy eo amin’ny faneva kelin’ny fianakaviany avy no hitobian’ny Zanak’Isiraely; manodidina ny trano-lay fihaonana sady manandrify azy no hitobiany. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Samy eo amin'ny fanevany sy eo amin'ny faneva kelin'ny fianakaviany avy no hitobian'ny Zanak'Isiraely; manodidina ny trano-lay fihaonana sady manandrify azy no hitobiany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Samy eo amin’ny fanevany sy eo amin’ny faneva kelin’ny fianakaviany avy no hitobian’ny Zanak’Israely; manodidina ny tranolay fihaonana*, sady manandrify azy, no hitobiany. Jereo ny toko |