Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 15:32 - Baiboly Katolika

32 Raha mbola tany an’efitra ny zanak’i Israely, dia nahita lehilahy anankiray nanangona kitay hazo tamin’ny andro sabata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Raha tany an-tany efitra ny Zanak’Israely dia nisy lehilahy iray tratra nanangona kitay hazo tamin’ny andro Sabata.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

32 Raha tany an-taniefitra ny Israelita, dia nahatratra lehilahy iray nifako kitay tamin’ny andro sabata.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Raha tany an-taniefitra ny Israelita, dia nahatratra lehilahy iray nifako kitay tamin’ny andro sabata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 ARY raha tany an-efitra ny Zanak’Isiraely, dia nahita lehilahy anankiray nanangona kitay hazo tamin’ny andro Sabata.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 Ary raha tany an-efitra ny Zanak'Isiraely, dia nahita lehilahy anankiray nanangona kitay hazo tamin'ny andro Sabata.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 Raha tany an-tany efitra ny Zanak’Israely dia nisy lehilahy iray tratra nanangona kitay hazo tamin’ny andro Sabata.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 15:32
7 Rohy Ifampitohizana  

«Izany no nasain’i Iaveh atao, andro fitsaharana rahampitso, andro sabata, voatokana ho an’i Iaveh; ka endaso amin’ny lafaoro izay hendasinareo, andrahoy izay handrahoinareo, ary tahirizo ny sisa rehetra, avelao ho ampitso maraina».


Izao no lazain’i Iaveh: «Tandremo ny fanahinareo; ka aza mitondra entana amin’ny andro sabata, ary aza mampiditra izany amin’ny vavahadin’i Jerosalema.


Nentin’ireo nahita azy nanangona kitay hazo teo amin’i Môizy sy i Aarôna ary ny fiangonana rehetra izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra