Nehemia 3:14 - Baiboly Katolika14 I Melkiasa zanak’i Rekaba, lehiben’ny faritanin’i Betakarama no namboatra ny vavahadin’ny Zezika; narafiny izy, dia nalatsany ny lela vavahady, mbamin’ny karetsaka sy ny barany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Ny vavahadin-jezika dia namboarin’i Malkia, zanak’i Rekaba, komandin’ny faritr’i Bety-Hakerema; izy no nandrafitra izany sy nandatsaka ny lelam-bavahadiny mbamin’ny hidiny sy ny tsivalan-kazony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Ary ny vavahadin’ny Fanariam-pako dia namboarin’i Malkià zanakalahin’i Rekaba sady komandin’ny faritr’i Bety-Kerema: izy no nandrafitra izany sy nandatsaka ny lela-vavahadiny mbamin’ny hidiny sy barany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Ary ny vavahadin’ny Fanariam-pako dia namboarin’i Malkià zanakalahin’i Rekaba sady komandin’ny faritr’i Bety-Kerema: izy no nandrafitra izany sy nandatsaka ny lela-vavahadiny mbamin’ny hidiny sy barany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary ny vavahadin-jezika dia namboarin’i Malkia, zanak’i Rekaba, komandin’ny fehin’i Beti-hakerema; izy no nandrafitra izany sy nandatsaka ny lela-vavahadiny mbamin’ny hidiny sy ny vavombiny. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary ny vavahadin-jezika dia namboarin'i Malkia, zanak'i Rekaba, komandin'ny fehin'i Beti-hakerema; izy no nandrafitra izany sy nandatsaka ny lela-vavahadiny mbamin'ny hidiny sy ny vavombiny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Ny vavahadin-jezika dia namboarin’i Malkia, zanak’i Rekaba, komandin’ny faritr’i Bety-Hakerema; izy no nandrafitra izany sy nandatsaka ny lelam-bavahadiny mbamin’ny hidiny sy ny tsivalan-kazony. Jereo ny toko |
Nony niala teo izy, dia nifanena tamin’i Jônadaba, zanak’i Rekaba, izay tonga hitsena azy, ka niarahaba azy sy nanao taminy hoe: «Mba tsotra tahaka izany foko aminao izany va ny fonao?» Dia namaly i Jônadaba hoe: «Izany indrindra.» «Raha izany àry», hoy i Jehò, «tolory tanana aho.» Dia natolotr’i Jônadaba azy ny tanany, ka nasain’i Jehò niakatra ho eo anilany teo ambony kalesy izy, nataony hoe: