Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nehemia 3:12 - Baiboly Katolika

12 Teo anilany dia i Seloma zanak’i Alohesa, lehiben’ny antsasaky ny faritanin’i Jerosalema, no nanamboatra niaraka tamin’ny zanany vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Saloma, zanak’i Halohesy, komandin’ny antsasak’ireo avy amin’ny faritr’i Jerosalema, dia izy sy ny zanany vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

12 Nanarakaraka azy roa lahy, dia i Saloma zanakalahin’i Lôhesy sady komandin’ny antsasaky ny faritr’i Jerosalema, no namboatra niaraka tamin’ny zanany vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Nanarakaraka azy roa lahy, dia i Saloma zanakalahin’i Lôhesy sady komandin’ny antsasaky ny faritr’i Jerosalema, no namboatra niaraka tamin’ny zanany vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary manarakaraka ireo dia namboatra koa Saloma, zanak’i Halohesy, komandin’ny antsasaky ny fehin’i Jerosalema, dia izy sy ny zanani-vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary manarakaraka ireo dia namboatra koa Saloma, zanak'i Halohesy, komandin'ny antsasaky ny fehin'i Jerosalema, dia izy sy ny zananivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Saloma, zanak’i Halohesy, komandin’ny antsasak’ireo avy amin’ny faritr’i Jerosalema, dia izy sy ny zanany vavy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 3:12
6 Rohy Ifampitohizana  

Namboatra teo anilany, i Rafaiasa zanak’i Hora, lehiben’ny antsasaky ny faritanin’i Jerosalema.


Mpiandry varavarana: 138 ny taranak’i Seloma, ny taranak’i Atera, ny taranak’i Telmôna, ny taranak’i Akoba, ny taranak’i Hatita ny taranak’i Sôbay.


Ny vehivavy nanam-pahaizana rehetra namoly tamin’ny tanany ka nitondra izay nataony, dia jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, ary rongony madinika.


Ary ianao kosa, ry ilay tena mpiara-miasa amiko, dia mangataka aminao aho mba hanampy azy roa vavy amin’izany koa, fa izy ireo no niara-niady tamiko teo amin’ny Evanjely, dia izy sy i Clément mbamin’ireo mpiara-miasa amiko sisa, izay efa ao amin’ny bokin’ny fiainana ny anarany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra