Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nahoma 3:2 - Baiboly Katolika

2 Injany re ny firivirìvin’ny karavasy, ny firodorodon’ny kodia, ny katrokatroky ny soavaly, ny fiantraitraikan’ny sarety!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Injany ny fifiopioky ny karavasy! Ny fikorodondrodon’ny kodiarana! Ny fikatrokatroky ny soavaly! Ary ny fitraitraiky ny kalesy fitondra miady!

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

2 Injany re ao ny firefotry ny karavasy, ny firodorodon’ny kodiarana sy ny fikatrokatroky ny soavaly ary ny fitraitraikan’ny kalesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Injany re ao ny firefotry ny karavasy, ny firodorodon’ny kodiarana sy ny fikatrokatroky ny soavaly ary ny fitraitraikan’ny kalesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Injany! ny fifiopioky ny karavasy! Ny fikorodondrodon’ny kodia! Ny fikatrokatroky ny soavaly! Ary ny fitraitraiky ny kalesy!

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Injany! ny fifiopioky ny karavasy! Ny fikorodondrodon'ny kodia! Ny fikatrokatroky ny soavaly! Ary ny fitraitraiky ny kalesy!

Jereo ny toko dika mitovy




Nahoma 3:2
7 Rohy Ifampitohizana  

Fa misy zaza teraka ho antsika; zazalahy nomena antsika; ka ny fanjakana napetraka eo an-tsorony; ary ny anarany atao hoe: Mpanolo-tsaina mahagaga, Andriamanitra mahery, Ray mandrakizay, Andrian’ny fiadanana,


Rehefa re ny fikatraokan’ny tongo-tsoavaliny, sy ny firodorodon’ny kalesiny aman-tabataban’ny kodiarany: tsy miherika izay zanany intsony ny rainy, fa efa miraviravy tanana fatratra ny olona.


Toy ny soavaly no fijery azy, ary toy ny mpitaingin-tsoavaly ny firiotrany.


Misy re hoatra ny firodorodon’ny kalesy mievotrevotra eny antampon-tendrombohitra; tahaka ny firohondrohon’ny lelafo, mandevona ny mololo; ary tahaka ny firenena mahery, voalahatra hiady.


Nikatrokatroka tamin’izay ny kitron’ny soavaly, tamin’ny hazakazaka, dia ny firiotran’ny mpiadiny,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra