Nahoma 3:1 - Baiboly Katolika1 Loza ho an’ny tanàna mpandatsa-dra, feno fanambakana amam-pahasiahana tsy mitsahatra amin’ny halatra! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Lozan’ny tanàna mpandatsa-dra! Feno lainga sy loza amin’atambo; tsy ialan-dremby ao aminy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Lozanao, ry tanàna mpandatsaka ain’olona, mpanao hosoka sy fanambakana, ary tsy ialana fandrobana! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Lozanao, ry tanàna mpandatsaka ain’olona, mpanao hosoka sy fanambakana, ary tsy ialana fandrobana! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 LOZAN’ny tanàna mpandatsa-dra! Feno lainga sy fandozana izy; Tsy ialan-dremby ao aminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Lozan'ny tanàna mpandatsa-drà! Feno lainga sy fandozana izy; Tsy ialan-dremby ao aminy. Jereo ny toko |