Nahoma 1:5 - Baiboly Katolika5 Mihorohoro ny tendrombohitra eo anoloany, ary miempo ny havoana; mientanentana ny tany eo anatrehany, dia izao tontolo izao sy izay rehetra monina eo aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Mihovotrovotra eo anatrehany ny tendrombohitra sady mihotsaka ny havoana; mihorohoro eo anatrehany koa ny tany, dia ny tany onenana sy ny mponina rehetra ao aminy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Mihovitrovitra eo anoloany ny tendrombohitra, ary mihotsaka koa ny havoana; mihorohoro eo anatrehany ny tany, izao tontolo izao sy ny mponina ao aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Mihovitrovitra eo anoloany ny tendrombohitra, ary mihotsaka koa ny havoana; mihorohoro eo anatrehany ny tany, izao tontolo izao sy ny mponina ao aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Mihorohoro eo anatrehany ny tendrombohitra, Sady miempo ny havoana, Ary mientanentana eo anatrehany ny tany, Dia ny tany onenana sy ny mponina rehetra ao aminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Mihorohoro eo anatrehany ny tendrombohitra, Sady miempo ny havoana, Ary mientanentana eo anatrehany ny tany, Dia ny tany onenana sy ny mponina rehetra ao aminy. Jereo ny toko |
Noho izany, nirehitra tamin’ny vahoakany ny fahatezeran’i Iaveh, nahinjiny tany aminy ny tanany, dia nikapoka azy Izy; nihozongozona ny tendrombohitra; miampatra toy ny diky eny an-dalana, ny fatin’izy ireo. Na dia izany rehetra izany aza anefa tsy mbola afaka ny hatezerany, ary mbola mihinjitra ihany ny tanany.