Mpitsara 9:50 - Baiboly Katolika50 Dia nandeha hamely an’i Tebesa i Abimeleka, ka nanao fahirano an’i Tebesa sy nahafaka azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201150 Dia nandeha nankany Tebeza i Abimeleka, ary nitoby tandrifin’i Tebeza ka nahazo azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA50 Avy eo dia nankany Tebetsa i Abimelèka, ary nanao fahirano ny tanàna ka nahazo azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara50 Avy eo dia nankany Tebetsa i Abimelèka, ary nanao fahirano ny tanàna ka nahazo azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy50 Dia nandeha Abimeleka nankany Tebeza ary nitoby tandrifin’i Tebeza ka nahafaka azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible50 Dia nandeha Abimeleka nankany Tebeza ary nitoby tandrifin'i Tebeza ka nahafaka azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache50 Dia nandeha nankany Tebeza i Abimeleka, ary nitoby tandrifin’i Tebeza ka nahazo azy. Jereo ny toko |
Dia nikapa sampan-kazo iray avy ny olona rehetra ka nanaraka an’i Abimeleka; napetrak’izy ireo nanolotra ilay Fitoerana mimanda ny sampan-kazo, dia nodorany tamin’ny afo io mbamin’izay tao, ka maty tamin’izany avokoa ny olona rehetra tao amin’ny tilikambon’ny Sikema, sahabo ho roa arivo lahy na vavy