Mpitsara 9:1 - Baiboly Katolika1 Niainga i Abimeleka zanak’i Jerobaala, ka nankany Sikema amin’ireo anadahin-dreniny, ary nilaza izao teny izao tamin’ireo sy tamin’ny fokon’ny rain-dreniny rehetra: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary nandeha nankany Sekema tany amin’ny anadahin-dreniny i Abimeleka, zanak’i Jerobaala ka niresaka taminy sy tamin’ny fianakavian-dreniny rehetra hoe: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 I Abimelèka, zanakalahin’i Jerobahala na Gidehôna, dia nankany Sekema mba hifandinika tamin’ny anadahin-dreniny sy izay rehetra isan’ny fianakavian-dreniny ka nanao taminy hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 I Abimelèka, zanakalahin’i Jerobahala na Gidehôna, dia nankany Sekema mba hifandinika tamin’ny anadahin-dreniny sy izay rehetra isan’ny fianakavian-dreniny ka nanao taminy hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY Abimeleka, zanak’i Jerobala, dia dia nandeha nankany Sekema tany amin’ny anadahin-dreniny ka niresaka taminy sy tamin’izay rehetra isan’ny fianakavian-dreniny nanao hoe: Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary Abimeleka, zanak'i Jerobala, dia nandeha nankany Sekema tany amin'ny anadahin-dreniny ka niresaka taminy sy tamin'izay rehetra isan'ny fianakavian-dreniny nanao hoe: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ary nandeha nankany Sekema tany amin’ny anadahin-dreniny i Abimeleka, zanak’i Jerobaala ka niresaka taminy sy tamin’ny fianakavian-dreniny rehetra hoe: Jereo ny toko |