Mpitsara 5:28 - Baiboly Katolika28 Eo am-baravarankely amin’ny makarakara, no mijery ny renin’i Sisarà sady mikiakiaka: ‹Nahoana izato kalesiny no dia ela fiavy? Nahoana izato saretiny no dia miadam-pandeha?› Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Teo am-baravarankely no nitsirihan’ny renin’i Sisera ka niantsoantsoany mafy; eny, niantso teo amin’ny makarakara izy hoe: Nahoana no ela izato kalesy fitondrany miady vao tonga? Nahoana no mitaredratra ny kodiaran’ny kalesiny? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Nitazana teo am-baravarankely ny renin’i Siserà, teo anelanelan’ny makarakara izy no nitaraina hoe: «Nahoana àry no mbola tsy tonga ihany ny kalesiny? Nahoana àry no mitaredretra any ny kalesiny?» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Nitazana teo am-baravarankely ny renin’i Siserà, teo anelanelan’ny makarakara izy no nitaraina hoe: «Nahoana àry no mbola tsy tonga ihany ny kalesiny? Nahoana àry no mitaredretra any ny kalesiny?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Tao amin’ny varavarankely no nitsirihan’ny renin’i Sisera ka niantsoantsoany mafy; Eny, niantso tao amin’ny makarakara izy hoe: Nahoana no ela izato kalesiny vao tonga? Nahoana no mitaredratra ny kodian’ny kalesiny? Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Tao amin'ny varavarankely no nitsirihan'ny renin'i Sisera ka niantsoantsoany mafy; Eny, niantso tao amin'ny makarakara izy hoe: Nahoana no ela izato kalesiny vao tonga? Nahoana no mitaredretra ny kodian'ny kalesiny? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Teo am-baravarankely no nitsirihan’ny renin’i Sisera ka niantsoantsoany mafy; eny, niantso teo amin’ny makarakara izy hoe: Nahoana no ela izato kalesy fitondrany miady vao tonga? Nahoana no mitaredratra ny kodiaran’ny kalesiny? Jereo ny toko |