Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 15:20 - Baiboly Katolika

20 Roapolo taona no nitsaran’i Samsôna an’i Israely tamin’ny andron’ny Filistinina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Dia nitsara ny Israely roapolo taona tamin’ny andron’ny Filistina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

20 I Samsôna no nitondra ny Israelita nandritra ny roapolo taona tamin’ny andron’ny Filistinina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 I Samsôna no nitondra ny Israelita nandritra ny roapolo taona tamin’ny andron’ny Filistinina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Dia nitsara ny Isiraely roa-polo taona tamin’ny andron’ny Filistina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Dia nitsara ny Isiraely roa-polo taona tamin'ny andron'ny Filistina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Dia nitsara ny Israely roapolo taona tamin’ny andron’ny Filistina izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 15:20
6 Rohy Ifampitohizana  

I Dana dia mitsara ny olony, tahaka ny hafa rehetra amin’ny fokon’i Israely.


Ary inona koa no holazaiko? Tsy ho ampy ny andro hilazako ny amin’i Jedeôna, i Baràka, i Samsôna, i Jefte, i Davida, i Samoela, mbamin’ny mpaminany:


Ary nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh indray ny zanak’i Israely ka natolotr’i Iaveh eo an-tanan’ny Filistinina, nandritra ny efapolo taona.


fa hanana anaka ianao, ka hitera-dahy. Tsy hokasihin-kareza ny lohany, fa io zaza io ho nazarean’Andriamanitra hatrany am-bohoka; ary izy no hanomboka hanafaka an’i Israely amin’ny tanan’ny Filistinina».


Dia nidina ny rahalahiny mbamin’ny mpianakavin-drainy rehetra ka naka azy. Nony tafakatra izy ireo dia nandevina azy tao anelanelan’i Saraà sy i Estaola, amin’ny fasan’i Manôe rainy. Roapolo taona no nitsarany an’i Israely.


Vao notononiny ny hoe Fiaran’Andriamanitra dia lavo nitsilany avy teo ambony sezany teo anilan’ny vavahady i Helì ka folaka ny hatony, dia maty izy, satria olona efa antitra sy mavesatra izy. Efapolo taona no nitsarany an’i Israely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra