Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitoriteny 6:5 - Baiboly Katolika

5 tsy hitany na fantany akory izay masoandro; be fialan-tsasatra izy noho ilay olona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 ary tsy nahita na nahalala ny masoandro akory koa izy; mahita fitsaharana be kokoa noho izy ilay tsy tonga volana.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 na tsy hitany na fantany akory aza izay masoandro, dia miadana kokoa noho ilay ela velona teo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 na tsy hitany na fantany akory aza izay masoandro, dia miadana kokoa noho ilay ela velona teo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 ary koa, tsy nahita na nahalala ny masoandro akory izy,–mahita fitsaharana bebe kokoa noho ilay teo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 ary koa, tsy nahita na nahalala ny masoandro akory izy, mahita fitsaharana bebe kokoa noho ilay teo izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitoriteny 6:5
8 Rohy Ifampitohizana  

«Ny olona tera-behivavy, dia vitsy andro iainana, sady vontom-pahoriana.


Aoka ho tonga foana toy ny riaka mandalo! Raha mametraka zana-tsipìka, dia aoka ho dombo, izy ireo!


Mamy ny fahazavana, ary mahafinaritra ny maso ny mahita ny mason’andro.


Ary sambatra noho izy roa tonta ireo indray aza, ny tsy mbola àry akory, ka tsy nahita ny asa ratsy, atao atỳ ambany masoandro.


Satria foana ny nahatongavany, amin’ny maizina no ahalasanany; ho voasaron’ny haizina ny anarany;


Ka na ho velona roa arivo taona aza izy nefa tsy miarana amin’ny fahasambarana, tsy samy ho any amin’ny fitoerana iray ihany va ny zava-drehetra?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra