Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Mpitoriteny 6:6 - Baiboly Katolika

6 Ka na ho velona roa arivo taona aza izy nefa tsy miarana amin’ny fahasambarana, tsy samy ho any amin’ny fitoerana iray ihany va ny zava-drehetra?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Eny, na dia tratry ny arivo taona indroa aza izy nefa tsy nahita fahasambarana, tsy ho any amin’ny toerana iray ihany va no alehan’izy rehetra?

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

6 Tsy ilaina akory ny miaina, na dia ho tratra arivo taona indroa aza, raha tsy mahita fahasambarana. Satria fahafatesana no fiafaran’ny fiainana rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Tsy ilaina akory ny miaina, na dia ho tratra arivo taona indroa aza, raha tsy mahita fahasambarana. Satria fahafatesana no fiafaran’ny fiainana rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Eny, na dia tratra arivo taona indroa aza izy, nefa tsy nahita soa,–tsy ho any amin’ny fitoerana iray ihany va no alehan’izy rehetra?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Eny, na dia tratra arivo taona indroa aza izy, nefa tsy nahita soa, tsy ho any amin'ny fitoerana iray ihany va no alehan'izy rehetra?

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitoriteny 6:6
18 Rohy Ifampitohizana  

Telopolo amby sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Adama; dia maty izy.


«Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon’ineny, ary mitanjaka no hiverenako any indray. I Iaveh no nanome, i Iaveh no naka; hisaorana anie ny anaran’i Iaveh».


Satria, fantatro izany, fa entinao ho amin’ny fahafatesana aho; any amin’ny ifamotoanan’ny manana aina rehetra.


Andriamanitra ô, tsarovy fa fofona kely foana ny aiko! ka tsy hahita fiadanana intsony ny masoko.


Avia, anaka, mihainoa ahy, hampianariko ny fahatahorana an’i Iaveh ianareo.


dieny mbola tsy miverina amin’ny tany ny vovoka, araka ny toetrany taloha indray, ary ny fanahy kosa hiverina amin’Andriamanitra izay nanome azy.


Ny mason’ny hendry dia eo an-dohany, fa ny adala kosa mandeha amin’ny maizina.


Fitoerana iray, no alehan’ny zavatra rehetra: vovoka no niavian’ny zava-drehetra; ary vovoka no hiverenan’ny zava-drehetra.


Na dia manan-janaka zato lahy aza ity olona anankiray sady ela velona taona maro izy, ary nihamaro ny andron’ny taonany, raha tsy voky hasambarana ny fanahiny, ary tsy nahazo levenana akory ny tenany, dia sambatra noho izy, ny tsy tonga volana, hoy aho.


tsy hitany na fantany akory izay masoandro; be fialan-tsasatra izy noho ilay olona.


Aleo mankany an-trano misy fisaonana, toy izay mankany an-trano misy fanasana; satria itsy voalohany ny isehoan’ny hiafaran’ny olombelona, ka atodiky ny velona hieritreritra an’izany ny fony.


Na inona na inona tsy misy avaka ny mahazo ny olombelona rehetra; sahala ny anjaran’ny marina sy ny ratsy, ny tsara sady madio, sy ny tsy madio, ny manao sorona sy ny tsy manao sorona; izay manjò ny olona tsara fanahy ihany no manjò ny mpanota koa; izay nianiana, tsy misy hafa amin’izay tsy sahy mianiana.


Tsy hisy intsony ao na ny zaza teraka ho fohy andro iainana, na ny anti-panahy tsy mahatratra ny isan’ny androny; fa mbola maty tanora ihany ny maty amin’ny fahazato taonany, ary efa zato taona ny mpanota vao ho tratry ny ozona.


Fa tsy hanao trano honenan’ny hafa izy, na hamboly hihinanan’ny sasany. Fa hanahaka ny an’ny hazo ny andron’ny oloko; ary hahatonta ny asan’ny tanany ireo voafidiko.


Manahaka ny anjavidy eny an-tany lava volo izy, ary rehefa misy hasambarana tonga, tsy ifaliany; honina amin’ny tany karankaina any an’efitra, any amin’ny tany sira, tsy misy mponina!


Ary toy ny nandraiketana ny olona ho faty indray mandeha sy hotsaraina rehefa afaka izany


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra