Mpitoriteny 6:4 - Baiboly Katolika4 Satria foana ny nahatongavany, amin’ny maizina no ahalasanany; ho voasaron’ny haizina ny anarany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Fa tamin’ny zava-poana no niaviany ary ao amin’ny maizina no alehany, sady ho voasaron’ny haizina ny anarany, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Fa na dia zava-poana aza ny nahatongavan’io zazarano io ka tao anaty haizina no nahalasanany ary tsy hotsarovana intsony izy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Fa na dia zava-poana aza ny nahatongavan’io zazarano io ka tao anaty haizina no nahalasanany ary tsy hotsarovana intsony izy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Fa toa zava-poana no nihavian’io, ary mandeha ao amin’ny maizina izy, sady ho voasaron’ny aizina ny anarany, Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Fa toa zava-poana no nihavian'io, ary mandeha ao amin'ny maizina izy, sady ho voasaron'ny aizina ny anarany, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Fa tamin’ny zava-poana no niaviany ary ao amin’ny maizina no alehany, sady ho voasaron’ny haizina ny anarany, Jereo ny toko |