Mpitoriteny 5:11 - Baiboly Katolika11 Mamy ny torimason’ny mpiasa, na kely na be no hanin-kohaniny; fa tsy ahitan’ny mpanankarena tory kosa ny fahavokisany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Mamy ny torimason’ny mpiasa na homan-kely izy na homam-be; fa ny haben’ny fananan’ny mpanankarena kosa no tsy ahitany tory. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Mahita tory tsara ny mpiasa na kely na be ny harapany. Fa tsy mba mahita tory kosa ny mpanankarena vokatry ny hamaroan’ny fananany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Mahita tory tsara ny mpiasa na kely na be ny harapany. Fa tsy mba mahita tory kosa ny mpanankarena vokatry ny hamaroan’ny fananany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Mamy ny torimason’ny mpiasa, na homan-kely na homam-be izy; fa ny haben’ny ananan’ ny manan-karena kosa no tsy ahitany tory. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Mamy ny torimason'ny mpiasa, na homan-kely na homam-be izy; fa ny haben'ny ananan'ny manan-karena kosa no tsy ahitany tory. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Mamy ny torimason’ny mpiasa na homan-kely izy na homam-be; fa ny haben’ny fananan’ny mpanankarena kosa no tsy ahitany tory. Jereo ny toko |