Mpitoriteny 5:10 - Baiboly Katolika10 Raha mitombo ny harena, mitombo koa ny mpihinana azy, ary inona moa no soa azon’ny tompony amin’izany, afa-tsy ny mahita maso izany fotsiny? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Raha mitombo ny fananana dia mitombo koa ny mpihinana azy; ary inona no soa azon’ny tompony afa-tsy ny mijery maso azy fotsiny ihany? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Fa arakaraka ny ananan’ny olona no mampitombo ny mpihampitra aminy. Inona no tombontsoan’ny tompom-pananana afa-tsy ny mijery ny hareny? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Fa arakaraka ny ananan’ny olona no mampitombo ny mpihampitra aminy. Inona no tombontsoan’ny tompom-pananana afa-tsy ny mijery ny hareny? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Raha mitombo ny fananana, dia mitombo koa ny mpihinana azy; ary inona no soa azon’ny tompony, afa-tsy ny mijery maso azy fotsiny ihany? Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Raha mitombo ny fananana, dia mitombo koa ny mpihinana azy; ary inona no soa azon'ny tompony, afa-tsy ny mijery maso azy fotsiny ihany? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Raha mitombo ny fananana dia mitombo koa ny mpihinana azy; ary inona no soa azon’ny tompony afa-tsy ny mijery maso azy fotsiny ihany? Jereo ny toko |