Mpitoriteny 5:9 - Baiboly Katolika9 Izay tia vola tsy mety vokim-bola; ary izay tia harena, tsy hanandrana ny vokatr’izany. Zava-poana koa izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Izay tia vola dia tsy ho voky vola; ary izay fatra-pitia harena be dia tsy ho vokin’ny fitomboan-karena. Zava-poana koa izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Izay tia vola dia tsy ho afa-po mihitsy; ary izay tia harena dia tsy ho vokin’izany mihitsy. Zava-poana koa izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Izay tia vola dia tsy ho afa-po mihitsy; ary izay tia harena dia tsy ho vokin’izany mihitsy. Zava-poana koa izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Izay tia vola tsy hety ho voky vola; ary izay fatra-pitia harena be tsy hety ho vokin’ny fitomboan-karena; fa zava-poana koa izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Izay tia vola tsy hety ho voky vola; ary izay fatra-pitia harena be tsy hety ho vokin'ny fitomboan-karena; fa zava-poana koa izany. Jereo ny toko |