Mpitoriteny 1:9 - Baiboly Katolika9 Izay efa teo no ho eo, ary izay efa natao no hatao, fa tsy misy zava-baovao atỳ ambany masoandro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Izay efa teo ihany no ho tonga indray ary izay efa natao ihany no mbola haverina indray; tsy misy zava-baovao etỳ ambanin’ny masoandro. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Izay efa teo ihany no mbola ho tonga indray, ary izay efa natao ihany no mbola hatao indray. Fa tsy misy zava-baovao akory izay rehetra mitranga etỳ ambonin’ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Izay efa teo ihany no mbola ho tonga indray, ary izay efa natao ihany no mbola hatao indray. Fa tsy misy zava-baovao akory izay rehetra mitranga etỳ ambonin’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Izay efa teo ihany no ho tonga indray, ary izay efa natao ihany no mbola hatao indray; fa tsy misy zava-baovao akory atỳ ambanin’ny masoandro. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Izay efa teo ihany no ho tonga indray, ary izay efa natao ihany no mbola hatao indray fa tsy misy zava-baovao akory atỳ ambanin'ny masoandro. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Izay efa teo ihany no ho tonga indray ary izay efa natao ihany no mbola haverina indray; tsy misy zava-baovao etỳ ambanin’ny masoandro. Jereo ny toko |