Mpitoriteny 1:10 - Baiboly Katolika10 Raha misy zavatra lazaina hoe: He, vaovao izany! dia efa nisy sahady tamin’ny siekla talohantsika izany zavatra izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Raha misy zavatra lazaina hoe: E! Ity no vaovao, dia ilay efa teo ela tany amin’ny andro talohantsika ihany izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Raha misy zavatra lazaina hoe: «Jereo fa zava-baovao ity!», dia izay efa nisy ela talohantsika ihany izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Raha misy zavatra lazaina hoe: «Jereo fa zava-baovao ity!», dia izay efa nisy ela talohantsika ihany izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Raha misy zavatra azo lazaina hoe: He! ity no vaovao, dia ilay efa teo ela tany amin’ny andro talohantsika ihany izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Raha misy zavatra azo lazaina hoe: He! ity no vaovao, dia ilay efa teo ela tany amin'ny andro talohantsika ihany izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Raha misy zavatra lazaina hoe: E! Ity no vaovao, dia ilay efa teo ela tany amin’ny andro talohantsika ihany izany. Jereo ny toko |