Mika 7:19 - Baiboly Katolika19 Hamindra fo amintsika indray Izy ka hanitsakitsaka ny faharatsiantsika. Harianao any ambany ranomasina, ny fahotany rehetra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Hamindra fo amintsika indray Izy ka hanitsakitsaka ny fahotantsika; eny, harianao ho any amin’ny ranomasina lalina ny fahotany rehetra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Hamindranao fo indray izahay, hohitsakitsahinao ny helokay; ary any ambany ranomasina lalina any no hanarianao ny fahotanay rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Hamindranao fo indray izahay, hohitsakitsahinao ny helokay; ary any ambany ranomasina lalina any no hanarianao ny fahotanay rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Hamindra fo amintsika indray Izy Ka hanitsakitsaka ny fahotantsika,– Eny, harianao ho any amin’ny ranomasina lalina ny fahotany rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Hamindra fo amintsika indray Izy Ka hanitsakitsaka ny fahotantsika, Eny, harianao ho any amin'ny ranomasina lalina ny fahotany rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Hamindra fo amintsika indray Izy ka hanitsakitsaka ny fahotantsika; eny, harianao ho any amin’ny ranomasina lalina ny fahotany rehetra. Jereo ny toko |