Mika 5:11 - Baiboly Katolika11 Ny famosavianao, hoesoriko eny an-tananao, ka tsy hisy mpimasy intsony eo aminao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 hofoanako tsy hisy amin’ny tananao ny fanandroanao ary tsy hanana mpanandro intsony ianao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Hofoanako tsy ho eo an-tanànanareo ny fanaovana ody ratsy ary tsy hisy eo aminareo intsony ny mpanandro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Hofoanako tsy ho eo an-tanànanareo ny fanaovana ody ratsy ary tsy hisy eo aminareo intsony ny mpanandro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Hofoanako tsy hisy amin’ny tànanao ny fankatovanao, Ary tsy hanana mpanandro intsony hianao. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Hofoanako tsy hisy amin'ny tananao ny fankatovanao, Ary tsy hanana mpanandro intsony ianao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 hofoanako tsy hisy amin’ny tananao ny fanandroanao ary tsy hanana mpanandro intsony ianao. Jereo ny toko |