Mika 2:5 - Baiboly Katolika5 Koa tsy hahita olona hanenjana ny famolaina hahazoanao anjara lova eo amin’ny fiangonan’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Koa tsy hisy aminao hanenjana kofehy fandrefesana hanaovana antsapaka ao amin’ny fiangonan’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Noho izany, dia tsy hisy amin’ny taranakareo hahazo zara tany rehefa hatao indray ny fizaràna eo amin’ny vahoakan’ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Noho izany, dia tsy hisy amin’ny taranakareo hahazo zara tany rehefa hatao indray ny fizaràna eo amin’ny vahoakan’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Koa tsy hisy aminao hanenjana famolaina akory hanaovana filokana Ao amin’ny fiangonan’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Koa tsy hisy aminao hanenjana famolaina akory hanaovana filokana Ao amin'ny fiangonan'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Koa tsy hisy aminao hanenjana kofehy fandrefesana hanaovana antsapaka ao amin’ny fiangonan’NY TOMPO. Jereo ny toko |