Mika 1:14 - Baiboly Katolika14 Noho izany ianao hamoy ny anananao an’i Môreseta ao Geta; ny trano ao Akziba dia ho fanodokàna ho an’ny mpanjakan’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Koa izany no hanomezanao taratasy fisaorana ho an’i Moreseta-Gata; ranotrambo ho an’ny mpanjakan’ny Israely ireo tranon’i Akziba. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Noho izany, ry mponina ao Tsiôna, afoizo i Môreseta-Gata; ny tanàna Akziba dia toky manodoka ho an’ny mpanjakan’i Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Noho izany, ry mponina ao Tsiôna, afoizo i Môreseta-Gata; ny tanàna Akziba dia toky manodoka ho an’ny mpanjakan’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Koa izany no hanomezanao taratasy fisaorana ho an’i Moresetagata; Ranotrambo ho an’ny mpanjakan’ny Isiraely ireo tranon’i Akziba. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Koa izany no hanomezanao taratasy fisaorana ho an'i Moresetagata; Ranotrambo ho an'ny mpanjakan'ny Isiraely ireo tranon'i Akziba. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Koa izany no hanomezanao taratasy fisaorana ho an’i Moreseta-Gata; ranotrambo ho an’ny mpanjakan’ny Israely ireo tranon’i Akziba. Jereo ny toko |
Faminaniana ny amin’ireo bibin’i Negeba: Izy ireo mamakivaky ny tany mampahory sy mampitebiteby, izay ivoahan’ny liona aman-diona vavy, ny menarana sy ny dragona manidina, mitondra ny hareny eny an-damosin’ny ampondra, sy ny rakiny eo amin’ny trafon’ny rameva, ho an’ny firenena tsy mahefa na inona na inona.