Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 9:31 - Baiboly Katolika

31 Kanjo nony nandeha ireo, dia nampiely ny lazany tamin’izany tany rehetra izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Kanjo nony niala teo izy roa lahy dia nampiely ny lazany tamin’izany tany rehetra izany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

31 Kanjo nony lasa ireo, dia nampiely ny lazan’i Jesoa manerana io faritany io.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Kanjo nony lasa ireo, dia nampiely ny lazan’i Jesoa manerana io faritany io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Kanjo nony niala teo izy roa lahy, dia nampiely ny lazany tamin’izany tany rehetra izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Kanjo nony niala teo izy roa lahy, dia nampiely ny lazany tamin'izany tany rehetra izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Kanjo nony niala teo izy roa lahy dia nampiely ny lazany tamin’izany tany rehetra izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 9:31
11 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izany andro izany, dia ren’i Herôda tetrarka ny lazan’i Jesoa,


Dia nandray ny vola ny miaramila, ka nanao araka ny teny nomeny azy. Ary izany teny naelin’izy ireo izany no mbola inoan’ny Jody mandraka androany.


Dia niely eran’i Siria manontolo ny lazany, ka nentin’ny olona tany aminy ny marary rehetra izay azon’ny aretina sy ny fijaliana samihafa, dia ny mararin-javatra, ny mararin’ny androbe, ny malemy, ka nositraniny ireny.


Ary niely tamin’izany tany rehetra izany ny lazan’izany.


Dia niely eran’i Galilea rehetra ny lazany.


Ary norarany ny olona tsy hilazalaza izany na amin’iza na amin’iza; fa araka ny nandraràny azy ireo no vao mainka nampielezany izany kokoa aza;


Tamin’izay i Jesoa dia nentin’ny herin’ny Fanahy niverina tany Galilea indray, ary niely tamin’ny tany manodidina rehetra ny lazany.


Ary niely tamin’izany tany rehetra izany ny lazany.


Fa mainka niely ny lazany, ka nirohotra be dia be ny vahoaka mba hihaino Azy sy mba hositraniny amin’ny aretiny;


Dia niely eran’i Jodea sy ny tany manodidina rehetra izany teny fankalazana Azy izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra