Matio 9:30 - Baiboly Katolika30 Dia nihiratra ny masony, ary i Jesoa nandrara azy mafy hoe: «Tandremo sao ren’olona izao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Dia nahiratra ny masony; ary Jesosy namepetra azy ireo mafy hoe: Tandremo mba tsy ho fantatr’olona izao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA30 Dia nahiratra ny mason’izy roa lahy, fa i Jesoa namepetra azy mafy hoe: –Tandremo sao fantatr’olona izao! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Dia nahiratra ny mason’izy roa lahy, fa i Jesoa namepetra azy mafy hoe: –Tandremo sao fantatr’olona izao! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Dia nahiratra ny masony; ary Jesosy namepetra azy mafy ka nanao hoe: Tandremo mba tsy ho fantatr’olona izao. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Dia nahiratra ny masony; ary Jesosy namepetra azy mafy ka nanao hoe: Tandremo mba tsy ho fantatr'olona izao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 Dia nahiratra ny masony; ary Jesosy namepetra azy ireo mafy hoe: Tandremo mba tsy ho fantatr’olona izao. Jereo ny toko |