Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 9:32 - Baiboly Katolika

32 Nony lasa ireo, dia indro nentin’ny olona teo amin’i Jesoa indray ity lehilahy anankiray sady moana no azon’ny demony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Ary rehefa lasa ireo dia indro, nisy lehilahy moana iray izay demoniaka noentin’ny olona teo amin’i Jesosy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

32 Nony lasa izy roa lahy ireo, dia indro nentin’olona teo amin’i Jesoa ity lehilahy azon’ny demony mampahamoana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Nony lasa izy roa lahy ireo, dia indro nentin’olona teo amin’i Jesoa ity lehilahy azon’ny demony mampahamoana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 ARY rehefa nivoaka ireo, dia indro, nisy lehilahy moana anankiray izay demoniaka nentin’ny olona tany amin’i Jesosy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 Ary rehefa nivoaka ireo, dia indro, nisy lehilahy moana anankiray izay demoniaka nentin'ny olona tany amin'i Jesosy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 Ary rehefa lasa ireo dia indro, nisy lehilahy moana iray izay demoniaka noentin’ny olona teo amin’i Jesosy.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 9:32
5 Rohy Ifampitohizana  

Hitsambikina hoatra ny serfa ny mandringa, hinantsanantsan-kafaliana ny lelan’ny moana. Fa hisy rano miboiboika any an’efitra; ary sakeli-drano eny amin’ny tany lemaka lava volo.


Dia niely eran’i Siria manontolo ny lazany, ka nentin’ny olona tany aminy ny marary rehetra izay azon’ny aretina sy ny fijaliana samihafa, dia ny mararin-javatra, ny mararin’ny androbe, ny malemy, ka nositraniny ireny.


Ary nandroaka demony i Jesoa, ka moana izany demony izany. Nony voaroaka ny demony, dia niteny ilay moana, ka gaga ny vahoaka;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra