Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 27:9 - Baiboly Katolika

9 ary tanteraka tamin’izay ny tenin’i Jeremia mpaminany nanao hoe: «Dia nalainy ny vola telopolo, vidin’Ilay notombanan’ny zanak’i Israely,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ary tamin’izany dia tanteraka izay nampilazaina an’i Jeremia mpaminany hoe: «Dia nalainy ny volafotsy telopolo, vidin’ilay notombanan’ny Zanak’Israely,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 Tamin’izay dia tanteraka ilay voalazan’ny Tompo tamin’ny alalan’i Jeremià mpaminany hoe: «Nalaiko ny sekela volafotsy telopolo (karaman’ilay nokaramain’ny Israelita sasany)

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Tamin’izay dia tanteraka ilay voalazan’ny Tompo tamin’ny alalan’i Jeremià mpaminany hoe: «Nalaiko ny sekela volafotsy telopolo (karaman’ilay nokaramain’ny Israelita sasany)

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary tamin’izany dia tanteraka izay nampilazaina an’i Jeremia mpaminany hoe: ,,Dia nalainy ny sekely volafotsy telo-polo, vidin’ilay notombanana, dia ilay notombanan’ny Zanak’Isiraely,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary tamin'izany dia tanteraka izay nampilazaina an'i Jeremia mpaminany hoe: Dia nalainy ny sekely volafotsy telo-polo, vidin'ilay notombanana, dia ilay notombanan'ny Zanak'Isiraely,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ary tamin’izany dia tanteraka izay nampilazaina an’i Jeremia mpaminany hoe: «Dia nalainy ny volafotsy telopolo, vidin’ilay notombanan’ny Zanak’Israely,

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 27:9
7 Rohy Ifampitohizana  

Fa raha andevolahy na andevovavy no totoin’ny omby dia vola fotsy telopolo sikla no haloa ho an’ny tompon’ny andevo, ary ny omby hotoraham-bato.»


Tenin’i Jeremia zanak’i Helkiasy, iray amin’ireo mpisorona any Anatôta, amin’ny tanin’i Benjamina.


Ary izany rehetra izany no tonga, dia mba hahatanteraka izay nampilazain’ny Tompo ny mpaminany hoe:


Dia tanteraka tamin’izay ny tenin’i Jeremia mpaminany manao hoe:


ka nanao taminy hoe: «Homenareo hoatrinona aho, dia hatolotro anareo Izy?» Dia nanisa farantsa kely telopolo ho azy izy ireo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra