Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 27:59 - Baiboly Katolika

59 Noraisin’i Josefa ny faty, dia nofonosiny lamba fotsy madio,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

59 Ary rehefa nalain’i Josefa ny faty ka nofonosiny lamba hariry madinika madio

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

59 Nalain’i Jôsefa ny vatan’i Jesoa, dia nofonosiny lamba sarobidy madio

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

59 Nalain’i Jôsefa ny vatan’i Jesoa, dia nofonosiny lamba sarobidy madio

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

59 Ary rehefa nalain’i Josefa ny faty ka nofonosiny hariry madinika madio,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

59 Ary rehefa nalain'i Josefa ny faty ka nofonosiny hariry madinika madio,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

59 Ary rehefa nalain’i Josefa ny faty ka nofonosiny lamba hariry madinika madio

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 27:59
5 Rohy Ifampitohizana  

Hotriariny eto amin’ity tendrombohitra ity ny voaly manarona ny olona rehetra, mbamin’ny rakotra mandrakotra ny firenena rehetra.


nanatona an’i Pilaty ka nangataka ny fatin’i Jesoa. Dia nasain’i Pilaty nomena azy.


ary naleviny tao amin’ny fasana vaovao nolavahana tamin’ny vatolampy, izay nampanaoviny ho an’ny tenany. Nony nakodiany ny vato makadiry tamin’ny varavaram-pasana, dia lasa izy.


Dia nividy lamba i Josefa, ka nony efa nampidina ny maty dia namono lamba Azy, sy nandevina Azy tamin’ny fasana nolavahana tamin’ny vato, ary nanakodia ny vato tamin’ny varavaram-pasana.


Dia nampidininy ny faty ka nofonosiny lamba, ary naleviny tao anatin’ny fasana anankiray nolavahana tamin’ny vato, sy tsy mbola nandevenana olona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra