Matio 27:26 - Baiboly Katolika26 Tamin’izay dia nalefany i Barabasy, ary i Jesoa nony efa nasainy nokapohina dia natolony azy hofantsihana amin’ny Hazofijaliana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Dia nanafaka an’i Barabasy ho an’ny olona izy; fa Jesosy kosa dia nasainy nokaravasina ary natolony mba hohomboina amin’ny hazofijaliana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Tamin’izay dia nalefan’i Pilato ho azy ireo i Barabasy; fa i Jesoa kosa nasain’i Pilato nokapohina ary natolony mba hohomboana amin’ny hazofijaliana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Tamin’izay dia nalefan’i Pilato ho azy ireo i Barabasy; fa i Jesoa kosa nasain’i Pilato nokapohina ary natolony mba hohomboana amin’ny hazofijaliana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary dia nandefa an’i Barabasy ho an’ny olona izy; fa Jesosy nasainy nokapohina, dia natolony mba hohomboana tamin’ny hazofijaliana. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary dia nandefa an'i Barabasy ho an'ny olona izy; fa Jesosy nasainy nokapohina, dia natolony mba hohomboana tamin'ny hazo fijaliana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Dia nanafaka an’i Barabasy ho an’ny olona izy; fa Jesosy kosa dia nasainy nokaravasina ary natolony mba hohomboina amin’ny hazofijaliana. Jereo ny toko |