Matio 26:74 - Baiboly Katolika74 Ary tamin’izay dia sady niozona izy no nianiana fa tsy fantany izany lehilahy izany. Niaraka tamin’izay naneno ny akoho, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201174 Dia nanomboka niozona sy nianiana izy hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy izany; ary niaraka tamin’izay dia nisy akoho naneno. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA74 Ary sady niozona sy nianiana i Petera no nanao hoe: –Tsy fantatro izany Lehilahy izany. Niaraka tamin’izay dia nisy akoho naneno; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara74 Ary sady niozona sy nianiana i Petera no nanao hoe: –Tsy fantatro izany Lehilahy izany. Niaraka tamin’izay dia nisy akoho naneno; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy74 Dia vao niozona sy nianiana izy ka nanao hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy izany; ary niaraka tamin’izay dia nisy akoho naneno. Jereo ny tokoMalagasy Bible74 Dia vao niozona sy nianiana izy ka nanao hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy izany; ary niaraka tamin'izay dia nisy akoho naneno. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache74 Dia nanomboka niozona sy nianiana izy hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy izany; ary niaraka tamin’izay dia nisy akoho naneno. Jereo ny toko |