Matio 23:35 - Baiboly Katolika35 mba hanody anareo avokoa ny ra marina nalatsaka teto ambonin’ny tany, hatramin’ny ran’i Abela lehilahy marina ka hatramin’ny ran’i Zakaria zanak’i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ny Tempoly sy ny ôtely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 mba hanody anareo ny ran’ny tsy manan-tsiny rehetra, izay nalatsaka tetỳ ambonin’ny tany, hatramin’ny ran’i Abela marina ka hatramin’ny ran’i Zakaria, zanak’i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ny tempoly sy ny alitara. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA35 Koa hitambesatra aminareo ny ratsy natao tamin’ny olo-marina rehetra nalatsa-dra teto amin’ity tany ity, nanomboka tamin’i Abela olo-marina ka niafara tamin’i Zakarià zanakalahin’i Barakià, ilay novonoinareo teo anelanelan’ny Toeramasina sy ny alitara fisoronana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Koa hitambesatra aminareo ny ratsy natao tamin’ny olo-marina rehetra nalatsa-dra teto amin’ity tany ity, nanomboka tamin’i Abela olo-marina ka niafara tamin’i Zakarià zanakalahin’i Barakià, ilay novonoinareo teo anelanelan’ny Toeramasina sy ny alitara fisoronana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 mba hanody anareo ny ra marina rehetra, izay nalatsaka tambonin’ny tany, hatramin’ny ran’i Abela marina ka hatramin’ny ran’i Zakaria, zanak’i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ny tempoly sy ny alitara. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 mba hanody anareo ny rà marina rehetra, izay nalatsaka tambonin'ny tany, hatramin'ny ran'i Abela marina ka hatramin'ny ran'i Zakaria, zanak'i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan'ny tempoly sy ny alitara. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache35 mba hanody anareo ny ran’ny tsy manan-tsiny rehetra, izay nalatsaka tetỳ ambonin’ny tany, hatramin’ny ran’i Abela marina ka hatramin’ny ran’i Zakaria, zanak’i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ny tempoly sy ny alitara. Jereo ny toko |