Matio 22:41 - Baiboly Katolika41 Ary raha mbola nivory teo ny Farisianina dia nanontanian’i Jesoa hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201141 Ary rehefa tafavory ny Fariseo dia nanontany azy ireo Jesosy hoe: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA41 Raha mbola vory teo iny kosa ny Farisianina, dia nanontany azy ireo i Jesoa Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara41 Raha mbola vory teo iny kosa ny Farisianina, dia nanontany azy ireo i Jesoa Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy41 ARY rehefa tafangona ny Fariseo, dia nanontany azy Jesosy ka nanao hoe: Jereo ny tokoMalagasy Bible41 Ary rehefa tafangona ny Fariseo, dia nanontany azy Jesosy ka nanao hoe: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache41 Ary rehefa tafavory ny Fariseo* dia nanontany azy ireo Jesosy hoe: Jereo ny toko |