Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Matio 22:41 - DIEM PROTESTANTA

41 Raha mbola vory teo iny kosa ny Farisianina, dia nanontany azy ireo i Jesoa

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

41 Ary rehefa tafavory ny Fariseo dia nanontany azy ireo Jesosy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

41 Raha mbola vory teo iny kosa ny Farisianina, dia nanontany azy ireo i Jesoa

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

41 Ary raha mbola nivory teo ny Farisianina dia nanontanian’i Jesoa hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

41 ARY rehefa tafangona ny Fariseo, dia nanontany azy Jesosy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

41 Ary rehefa tafangona ny Fariseo, dia nanontany azy Jesosy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 22:41
4 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izay dia lasa ireo Farisianina ka niara-nisaina momba izay fanontaniana mety hamandrihany an’i Jesoa.


Vao ren’ny Farisianina fa nataon’i Jesoa tsy nanan-kalahatra ny Tsadoseanina, dia vory teo amin’io toerana io ry zareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra