Matio 22:40 - Baiboly Katolika40 Ao amin’izany didy roa izany ny Lalàna rehetra sy ny Mpaminany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201140 Izany didy roa izany no ihantonan’ny lalàna manontolo sy ny mpaminany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA40 Ireo didy anankiroa ireo no ifaharan’ny lalànan’i Mosesy manontolo sy ny fampianaran’ny mpaminany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 Ireo didy anankiroa ireo no ifaharan’ny lalànan’i Mosesy manontolo sy ny fampianaran’ny mpaminany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy40 Izany didy roa izany no ihantonan’ny lalàna rehetra sy ny mpaminany. Jereo ny tokoMalagasy Bible40 Izany didy roa izany no ihantonan'ny lalàna rehetra sy ny mpaminany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache40 Izany didy roa izany no ihantonan’ny lalàna manontolo sy ny mpaminany. Jereo ny toko |