Matio 22:34 - Baiboly Katolika34 Nony ren’ny Farisianina fa nataon’i Jesoa tsy nanan-kalahatra ny Sadoseanina, dia nivory izy rehetra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Ny Fariseo, nony nandre fa gina teo anatrehan’i Jesosy ny Sadoseo, dia nivory teo amin’ny toerana iray. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA34 Vao ren’ny Farisianina fa nataon’i Jesoa tsy nanan-kalahatra ny Tsadoseanina, dia vory teo amin’io toerana io ry zareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Vao ren’ny Farisianina fa nataon’i Jesoa tsy nanan-kalahatra ny Tsadoseanina, dia vory teo amin’io toerana io ry zareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 FA ny Fariseo, nony nandre fa nampahasina ny Sadoseo Izy, dia niangona. Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Fa ny Fariseo, nony nandre fa nampahasina ny Sadoseo Izy, dia niangona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache34 Ny Fariseo*, nony nandre fa gina teo anatrehan’i Jesosy ny Sadoseo, dia nivory teo amin’ny toerana iray. Jereo ny toko |